Mbola tiako (Taa Tense)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko akory ny hamafa,
na hanadino ilay tantarantsika
olon-tiako igny e...
Na tena tia anao aza aho,
tsy maintsy manadino,
tsy hanjary ilay fitia
tsy nampandry zaho lava
toa tsy mino hoe,
izany no hiafaran'ny tantara,
ilay fankatiavantsika roa
de rava tampoka tokoa,
Havako ooooo!!!

Nagnino moa anao nitandregny,
vavan'olo mpagnaratsy e,
ireo malaign'antsika mifankatia,
de mampiade e.eee
Sa ve tsy natokisanao
ilay fitiavako anao oooo?
hmmm Tena tiako ianao...
hatram'zay
k'atram'izao....

Tiako,tiako,tiako
anao igne,....(anao tiako)
mbola tiako tena tiako maman
izy igny e e e...(anao tiako..oo)
Nagnino moa anao nitandregny
vavan-dreo mpagnaratsy e (anao tiako ooo)
mijaly zaho o
nampiadivindreo tamin'olon-tiako

Hatram'zao
tsy misy fotoana
tsy atsiarovako anao,
na maraina na hariva,
ianao foana no ao andohako ao,
matsiaro ireny
reo tambitamby teny mamy,
sangisangy fataonao
tsy hadinoko ireny,
ilay feonao miteny hoe.:
"Tiako ianao"
Havako..oooo

Zaho zegny zalahy
de mbola,
te hahita an'aze
ity foko tena mbola tia
tsy mety mafoy an'aze,
asa anao agny zay mba malahelo ?
Kara ataoko ato,
ka n'aiza n'aiza misy anao,
ity hirako ho anao
fitiavako anao..

Tiako....tiako....tiako oooo etc...
snniiiiifsniiiif sniiiiffff.....
ranomaso lava.....
Ze mitsiko ro mokotsy aka....mahereza avao fa mbo be gny ho avy..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Taa Tense
Vangy : 12965
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/03/2015 23:03
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0129