tanambokovoko (T.I.A Andraisoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niontana iray ny foko
Raha vao tazako ilay tanambokovoko
Avy hatrany dia tsaroako
Fa teo no nanomboan'Anao ry Tompo

Dia nohon ' ny amiko sy ireo mpanota namako
Noho ireo hadalako dia indro rotsaka tomany
Miodina mijery tany rotidrotika anaty
Vetivety teo anefa ny fijeriko miantefa
Dia tadidiko tsaroako
Fa ho fanavotana ahy
No niaretanao ry Tompo



Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : T.I.A Andraisoro
Vangy : 1341
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aro86
Daty : 14/11/2014 12:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0295