You are here: home > Tononkira > T.D.L

Mangina (T.D.L)

nahoana indray no mitomany ianao
tsy zakanao intsony ve
ny onjam-piainana
nahoana indray no malaelo ianao
tsy tantiko ny maeno
ny fitarainanao


mangina fa, efa enoko'reo ranomasonao
mangina fa, efa enoko'reo fitarainanao
eftononkira.serasera.orga niaretako teo ambony hazo fijaliana
aza manahy fa hijery ny fiainanao Aho
zanako ianao.

nahona indray no misento ianao
'reo ranomaso lava foana ve
ny antokom-piainanao
nahoana indray no kivikivy ianao
tsy tafapetraka intsony aho,
fa hiady ho anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : T.D.L
Mpamaky : 222
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : ralay2010
Tamin'ny : 07/10/2017 13:16:56
ID : 10049

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo