Manjaka Izy (Sunrise)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihirà fiderana ho any lay Mpanjakanao
Mpanjaka ny Mpanjaka

Omeo azy ny voninahitra
Satria Izy Mpanjaka ny Mpanjaka

(A)sandrato Jeso
(A)sandrato I Manoela

Manjaka Izy, mandrakizay

(A)sandrato Jeso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sunrise
Vangy : 2238
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 07/07/2004 09:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715