IZAHO SY IANAO (STORM)

Mpihira : STORM
Mpamaky : 1148
Nampidirin'i : fahamarinana
Tamin'ny : 24/03/2011 15:06:05
ID : 5997

Imprimer Facebook Facebook
Tadidinao sy tsaroanao ve
Ilay fitiavantsika roa
Raha ny endrikao sy ny feonao
Dia tsy ho adinoko mandrakizay

Tadidinao sy tsaroanao ve
Ilay fitiavantsika roa
Raha ny endrikao sy ny faonao
Dia tsy ho adinoko mandrakizay

Ho satry Izaho sy ianao
Izay nifanaja fatratra
Ialy fitiavantsika roa
Angatahiko miverina any aminao



Ho satry Izaho sy ianao
Izay nifanaja fatratra
Ialy fitiavantsika roa
Angatahiko miverina any aminao

Ilay fitiavantsika roa
Raha asiana fahatsiarovana indray
Dia ho finaritra sy ho tretrika
Sy ho sambatra mandrakizay

Ilay fitiavantsika roa
Raha asiana fahatsiarovana indray
Dia ho finaritra sy ho tretrika
Sy ho sambatra mandrakizay

Ho satry Izaho sy ianao
Izay nifanaja fatratra
Ialy fitiavantsika roa
Angatahiko miverina any aminao

Ho satry Izaho sy ianao
Izay nifanaja fatratra
Ialy fitiavantsika roa
Angatahiko miverina any aminao


STORM

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo