Avia fanahy masina (Stk Lazaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O avia. Avia. Fanahy masina o
Avia maanazava anay
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa ny haizina mandrakotra
Ny fiainanay Ampandehanana
O avia avia Fanahy Masina o
Avia mampianara anay
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny Teninanao
Fanahy masina o
Fanahy masina o
Fanahy masina o o avia
Fa maniry indrindra izahay
Handre ny hafatry ny Teninanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Stk Lazaina
Vangy : 827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Pisouhdor
Daty : 27/11/2015 14:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0817