Ny sitrakao (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra aza raiko ny ho tia ny tsy tia
Ampianaro aho fa izay no sitrakao


Na sarotra raiko ny tsy ho an’izao tontolo izao
dia aoka mba hataoko fa izay no sitrakao


Ka ny foko sy saiko diovy
ho mendrika ho anao

Hahaizako manompo anao an
eny Raiko eny Raiko
mamindra fo amiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Vangy : 2629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 19/04/2006 05:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0797