mivavaha (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

mivavaha hianao ka
aza mety sasatra ry nofidian'Andriamanitra
fa ny Ray tsitoha mihaino anao
mihaino fatratra izay maharitra
ny vavaka ny vavaka
taraina sy talaho
miloatra avy ao am-po
fa feTsiky dia ampyfika manjo
ny vavakao taraina
atao mandra-maraina
atao mandrakariva
na dia efa iva ny herinao
ny vavakao no hamaliana anao ka
hody valiny ihany ny talaho

hira nomen'i Dr Miharilaza ny STK Anosivavaka t@ taona 1980

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Mpamaky : 967
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : toubiby
Tamin'ny : 24/09/2016 10:02:23
ID : 8858

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo