INTY AHO IRAHO AHO (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)

1) Ary nandre feo aho niantso hoe:
o iza no hirahiko
ary iza no andeha ho irako mba hamonjy ny oloko

ref:
inty aho inty aho Jesosy o
iraho aho iraho aho
inty aho inty aho Jesosy o
fa vonona hanompo Anao
ny baikonao sisTsiky dia ampya handrasako Tompo o
fa vonona aho izao
ho vonona handeha ho irakao ka
inty iraho aho jeso

2) Ho vavolombelona Tompo o
no tiakoa no tiako
ho vonona handeha ho irakao ka inty
iraho aho jeso

ANDRIAMALALA Rolland, hira nomena ny STK Anosivavaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA
Mpamaky : 1352
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : toubiby
Tamin'ny : 24/09/2016 10:01:17
ID : 8861

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo