You are here: home > Tononkira > stk Ambodihady

Fanoloran-tena (stk Ambodihady)

1 - Havaoziko eto indray Jesoa
Ny fanoloran-tenako,
Inoako re fa sitrakao,
Ka hamasino re.

Ny fo fanahy,
Ny momba ahy,
Omeko Anao
Ry Ray tononkira.serasera.orgMasina

2 - Hazòny aho ho Anao Jesoa,
Mba tsy hania intsony
Sao dify indray ny làlana
Nomenao hizorako.

Na sarotra aza hiaretako,
Raha toa izany
No ahitako Anao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : stk Ambodihady
Mpamaky : 66
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : TahianaRandria
Tamin'ny : 10/11/2017 18:51:52
ID : 10135

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo