You are here: home > Tononkira > Stéphanie Tsakarao

Tsy vahaolana (Stéphanie Tsakarao)

Misy ny sasany olom-pívady
Raha sendra mifamaly
Tsy mivóla raha tsy hisaraka e!
Tsy mahay mifamela na mifandamy
Ataon'ny olona afa-baly
Fanambalia ny afarany misaraka e!
Iha avao tsy tapa-kevitry Tsy asia adi-hevitry
Fa fanambalia zaho lehiroa
Tsy mora fa mila fahavononana
Na olo-be koa mba mananatsy
Ka mekimeky ttononkira.serasera.orgsy lahy hosolafaky
Hazakazak'izao tsy tena día
Fa mbola tsy lavitry e!
Ref: rnpivady tsy maintsy misy adiady
Tsy maintsy mba mifamaly
Tsy midika fa tsy fitiavana e
Fandeferana avao voaloha laharana
Aza misy miala fisaraha tsy vahaolana e!
Tsy haiko la hetsaky na hadisoa tsy voalefitsy
Fa tsy fitovian-kevitsy Tsy ataoko hisaraham-bady Ref: (3)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Stéphanie Tsakarao
Mpamaky : 6196
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : landyi
Tamin'ny : 15/05/2014 08:53:33
ID : 6557

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo