You are here: home > Tononkira > Stéphanie Tsakarao

Anao aho (Stéphanie Tsakarao)

Ianao no antony fisiako
Fiainako omaly sy ampitso
Anao aho!

Ianao no antony finoako
Sady tompon'ny finoako
Ka anao aho!

Ny fiainako aza tsy eto an-tany
Any aminao an-danitra any
Anao aho!

Ianao no antony fisiako
Fiainako omaly sy ampitso
Anao aho, anao aho
(Anao aho, anao aho)

Ianao no antony ijoroako
Sady tompon'ny finoako
Anao aho, ou ou!

Ny fiainako aza tsy eto an-tany
Any aminao an-danitra any
Anao aho!

Anao aho
Banga ny fiainako
Tsy eo ianao

Ianao fitarainako lava izao
Ianao manontolo ny fiainako

Anao aho!
Rivotra iainako mihitsy ianao
Ny momba ahy rehetra dia ianao
Ianao manontolo ny fiainako!
Anao aho!

Ny tsisy aza tononkira.serasera.orgfaritako
Ny tavanao mba ho hitako
Dia faly aho!

Dia nandohalika aho niangavy
Fa fantatro ihany koa ny ho avy
Fa ahy ianao!

Nanome zava-miafina
Andriamanitra no fiainana
Feno ahy!

Ninao zah!
Banga ny fiainako
Koa tsy eo anô
Anô tavandraiko
Lava izao
Ianao manontolo ny fiaignako

Ninao zaho
Rivotra iainako mihitsy ianao
Ny momba ahy rehetra dia ianao
Ianao manontolo ny fiaignako
Oh, hoohoh oh!
Ninao zah aaah!

Ninao zah
Banga ny fiainako
Koa tsy eo anô
Anô tavandraiko lava izao
Ianao manontolo ny fiaignako
Ou ho ou houu!

Ninao zah aaaaah!
Rivotra iainako mihitsy ianao
Ny momba ahy rehetra dia ianao
Ianao manontolo ny fiainako
Oh ho ohoh ho!
Anao aho!  

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Stéphanie Tsakarao
Mpamaky : 1562
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 05/11/2016 20:42:18
ID : 8919

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo