Ny adiadintsika (Squartz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny adiadintsika
Tsy hoe ela dia ho vita
Raha mifanaran-tsaina
Izaho sy ianao

Avelao aho e
Hanazava aloha
Dia ho tsapanao
Fa tsy fanahy iniako
Tsy mety tony intsony
Ny ratram-ponao
Tsy mety lany koa
NY fitiavanao
Fa ho avy ny andro iray
Hahitako anao indray
Dia ho hanenenantsika
Ny misaraka
Izay fo misendoatra
Handrava fitia
Hafanana tsy tana
Maningotra an-dry
Tabataba tsy tana
Manimba ny fo
Tsy mahatamana anao
Mba ho namako
Fa ho avy ny andro iray
Hahitako anao indray
Dia ho hanenenantsika
Ny misaraka

Ny adiadintsika
Tsy hoe ela dia ho vita
Raha mifanaran-tsaina
Izaho sy ianao



Tonony sy feony : Rija
Nandrindra zavamaneno : Fidy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Squartz
Vangy : 840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/03/2018 06:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3398