omeo voninahitra (Sol'dah of JESUS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
 
Tiako ny midera sy mankalaza an’i Jesoa  Noho ny halehiben’ny fitiavany  Nisoloany ny helontsika rehetra  Teo ambony hazo fijaliana 
 
Omeo voninahitra e!  Fa tsara Andriamanitra e! 
 
Izy no antony hiavian’izao rehetra izao  Ka isaorana indrindra ny anarany  Feno ny fahatsarany isika rehetra  Ka deraina ny anarany 
--------
Rohy:
Hevitra
frre-dolin ( 11/10/2017 21:09)
tsara be ilay tonokira fa probleme kely dia zah tsy mahay ilay hira!
havoberesaka ( 16/10/2017 05:26)
salama!! mora hay io hira io ka
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sol'dah of JESUS
Vangy : 1220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : havoberesaka
Daty : 09/10/2017 06:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0719