Vilaninay malotolo (skoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Vilaninay malotoloto, malotoloto-ndravitoto
Fa revenay milay
Otr'otr'izay le lasinay
Vilaninay malotoloto, malotoloto-ndravitoto
Fa revenay milay
Otr'otr'izay le lasinay

Tamizay bandy kely,skoto mbola kelikely
De nianatra nilasa a, tany an'ala no nidasy a
Ref.........
Manodidina jerena, feno tente marobe
Ao 'zahay no matory,mifandimby miari-tory
Ref..........
Misy bandy kely iray,raintetak'izy izay
Nefa izy de milay,mazoto maka kitay
Ref.........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : skoto
Vangy : 2949
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nomenarml
Daty : 22/09/2017 15:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744