You are here: home > Tononkira > Silva jack fianar

Tiavina mandrakizay (Silva jack fianar)

semdra olon'tsotra hoa za nahita anao
mahatsiaro sambatra fa eo akaikinao
nahatsapa aho fa kay, enao tia ahy
tia ahy @fo ka hatr@zao aho tsy manahy
atolotro anao re ity hira ity androany e
tiko enao ho faly fa tsimba hitomany
ratra mafy amiko raha toa ka ianao marary
aleoko za no maty toy izay enao hijaly
ka teny tsotra ihanyTsiky dia ampy no angatahiko aminao
setrin'ilay fitia natolotro anao
izay fitia nomeko, nomeko anao
efa ela ihany hatr@izay ka hatr@zao
tiko mbola hitoy ireny raha azonao atao
ony hoa? mba mety ve ianao? fa hovadiko enao

ref
soa ihany enao ahy
fa tena ho tiaviko mandrakizay
efa ela ihany izay nitiavako anao izay
fa na pauvre enan na riche enao dia hitako hoe m'lay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Silva jack fianar
Mpamaky : 413
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rjgloum
Tamin'ny : 02/10/2017 06:47:15
ID : 10029

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo