You are here: home > Tononkira > Silo

Eo am-pisarahana (Silo)

Fa nifarana ny fialam-boly
Ka voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoko anao

FIV:
Malahelo aho izao
Fa tsy misy azo atao
Toa tsy ho aiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo
Fa atao ahoana moa
Antenaiko fTsiky dia ampya tia ahy ianao

Fa handao anao aho raha maraina
Vohitsara no tananako
Ny alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana moa

FIV

Manantena aho f’indray andro any
Ho avy haka ahy aty ianao
Dia hisinda avokoa ny tomany
Ary ho aiko fa tia ahy ianao

FIV

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Silo
Mpamaky : 4279
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mirary
Tamin'ny : 15/06/2002 19:14:43
ID : 737

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo