You are here: home > Tononkira > Shyn

Soa fa (Shyn)

Izao io mipitrapitra araiky
mandigny anao ro taraiky eh
ny andro efa mizigny
ny oragnadro mifafy
niaretako aby raha zegny na dia mafy
fotigny sady anao
mandigny fo antsova

Baby ino raha tsy nety, ino raha nahazo
sady nametrapetraka anao ro tsy avy
mec mbo mandigny [x4]
Oh no no no, oh oh, baby

Natsovigny aby tsy namaly
nandefasagny sms tsisy raha
fo credit 'nao tsisy sa reseau tsy nahazo
za lagny andro araiky taketo io soa fa nisy anao vazo e

oueh i baby e ino raha tsy nety sa betsaka ny embouteillage
azavay za ny marigny fo zao aro malaigna ny hiady, aou eh
taogna maroTsiky dia ampy izay nifampizaragna ny manta sy ny masaka
avaizo ano niova fagnahy nahay nampitsatsaka
oueh i eh za tsy te hafantatra fo nahita mec misy vola ambadika agny
Eka eh x2 ...

Hody zaho [x3] feno alahelo
hody zaho [x3] ny andro efa mizigna be eh eh

Ataoko akory me anao koa tsy ho avy
am magnaraka andraiky va sa
ko ho tafa, Oh , Oh ou ou
Ieh eh, ieh.., oou

Soa fa nisy vazo takeo [x2]
soa fa nisy vazo nagnafana ny tegna
fa anao tsy avy [x2]
anao tsy avy, nagnadala saigny eh eh i eh eh

Veloma lava anao izy koa tsy ho avy
veloma lava anao izy koa tsy ho tonga
Veloma lava anao izy koa tsy ho avy am'zegny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Shyn
Mpamaky : 1259
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Linmananjara
Tamin'ny : 16/08/2015 23:22:07
ID : 7651

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo