Mahatsara zaho. (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako fa banga, foâgna ny tontolo,
Izy koa anao tsy akeo iray minitra ama, tsy feno
Foko misento satria rô zatra mahita anao zaho!
Tsisy raha manjary, zegny atao jiaby,
Karaha mitapy, mivezivezy tsisy tagny homboagna
Mafy raha mahazo, ho very koa raha tsy misy anao zah! (yeah yeah)

Na andalam-be, na amin'ny alim-be
Tsy ary nisy koa fotoagna
Ke tsy nahatsiarôvako anao,
Tsy digny ny mandraigna (baby!)

Ankilanao no tiako
Ankilanao no hoe
Mahatsara 'zaho (baby!)
Ankilanao no mety
Ankilanao zaho mafy
N'ino n'ino mety ho ady misy (yeah!!)
Mila anao 'zaho. isan'andro
Satria rô tena fy ny ankilanao
Hifampizarako ny mafy sy ny meva

Ndré maro fahavalo, fignoako anao
Tsy ho rava an'zany
Nandalo, nandrava
tsy hampifindra tsy hampihôva fitiavako anô aby rah'zany
Na firifiry, nangirifiry
Fitsapana mainka kô mitombo
Fitiavako anao, tsy hay raràgna
Mahery, mahafaty
Nefa hatramin'izay anao foagna! (yeah!)

Anao rô tiako, anô no ilaiko
Anao fagniriako ho namagna amin'ny ho avy
Ho vady hitohagn'aigna (baby!)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shyn
Vangy : 13890
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/02/2015 21:30
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1747