You are here: home > Tononkira > Shyn

Mahatsara zaho. (Shyn)

Tsapako fa banga foâgna ny tontolo
Izy kô anao tsy akeo ray minitra ama tsy feno
Foko misento satria rô zatra mahita anô za!
Tsisy rà manjary, zegny atao jiaby
Karaha mitapy, mivezivezy tsisy tagny ombana
Mafy raha maazo, ho very koa raha tsy misy anao zah! (yeah yeah)

Na andalam-be, na amin'ny alim-be
Tsy ary nisy koa fotoagna
Ke tsy hatsiarôvako anao,
Tsy digny ny mandraigna (baby!)

Ankilanao no tiako
Ankilanao no hoe
Mahatsara 'zaho (baby!)
Ankilanao no mety
Ankilanao zTsiky dia ampya mafy
N'ino n'ino mety ho ady misy (yeah!!)
Mila anao 'zah isan'andro
Satria rô tena fy ny ankilanao
Hifampizarako ny mafy sy ny meva

Ndré maro fahavalo fignoako anao
Tsy ho rava an'zany
Nandalo, nandrava
tsy hampifindra tsy hampihôva fitiavako anô aby rah'zany
Na firifiry, na hirifiry
Fitsapana mainka kô mitombo
Fitiavako anao, tsy hay rarana
Mahery, mahafaty
Nefa hatramin'izay anao foagna! (yeah!)

Anao rô tiako, anô no ilaiko
Anao fagniriako ho namana amin'ny ho avy
Ho vady hitohan'aigna (baby!)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Shyn
Mpamaky : 3261
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 01/02/2015 21:30:03
ID : 7132

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo