You are here: home > Tononkira > Shyn

Ho avy (Shyn)

TSY ANKILANAO ZAHO, ZAO MANGATSIAKA
TAVELA HARIVA AN-TANIN'OLONA ATY
FA FITADIAVAGNY SOMPATRA LOATRA
NAMPISARAKA NY FO MBOLA TIA

ATOLOTRO HO ANAO ITY HIRAKO ITY
HISOLO TENA ANAHY IZY KOA ANAO MANDIHY
TADIDIO FOANA FA TSY HO LAVITRA ZAHO
F' AGNATY FONAO TIAKO HO PARADISA
EFA TSY HOTsiky dia ampy ELA HO AVY ZAHO, K'AZA KIVY E
HITOETRA ANILANAO IO HAKEO FOANA
EFA TSY HO ELA HO AVY ZAHO, K'AZA KIVY E
HITÔNDRA FITIA

HARIVARIVA EFA MATY MASOANDRO Ô!
NY ALAHELO MILA HAMPITOMANY
TSY DIGNIKO AVY NY FARAN'NY TAOGNA
AHITAKO ANAREO HAVAKO JIABY ANY

NGÔMA ANAO ISANANDRO VAKY
MANGIRIFIRY SY MILA HITAPY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Shyn
Mpamaky : 6717
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ryanto
Tamin'ny : 18/06/2013 16:16:02
ID : 6333

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo