You are here: home > Tononkira > Shyn

Ho avy (Shyn)

TSY ANKILANAO ZAH, ZAO MANGATSIAKA
TAVELA RERY AN-TANIN'OLONA ATY
FA FITADIAVANY SOMPATRA LOATRA
NAMPISARAKA NY FO MBOLA TIA

ATOLOTRO HO ANAO ITY HIRAKO ITY
HISOLO TENA ANAH IZY KOA ANAO MANDIHY
TADIDIO FOANA FA TSY LAVITRA ZAH
F'ANATY FONAO TIAKO HO PARADISA
EFA TSY HO ETsiky dia ampyLA HO AVY ZAH, K'AZA KIVY E
HITOETRA ANILANAO IO HAKEO FOANA
EFA TSY HO ELA HO AVY ZAH, K'AZA KIVY E
ITÔNDRA FITIA

HARIVARIVA EFA MATY MASOANDRO Ô!
NY ALAHELO MILA AMPITOMANY
TSY DINIKO AVY NY FARAN'NY TAONA
AHITAKO ANAREO HAVAKO JIABY ANY

NGÔMA ANAO ISANANDRO VAKY
MANGIRIFIRY SY MILA HITAPY

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Shyn
Mpamaky : 6454
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ryanto
Tamin'ny : 18/06/2013 16:16:02
ID : 6333

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo