Forever (ft Stephanie) (Shyn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Shyn: Tiako iha, isan’andro zaho mifôha ankilanao,
Fohazinao amin’ny tambitamby sy tsikitsiky.
Ny alina feno hafihizina tsy tiako ho kiàka
Izy koa mbôla hankilanao , tsy hahafatantra hatsiàka zaho,
Efa tegna , jamba tanteraka tsy mahita lalam-kobagna.
Mila anao isan’andro hitôndra fahazavagna.
Donto tsy misy raha hafa anatin’ny lôha!
Fa Anao , anao , anao ke!
Forever, whenever, zay toeragna , mety ho hisy anao
Ho ankeho fô zah
Forever, whenever, tsy ho foagna kô fitiavako anao
Sanatrià zaho ,
Hipetraka lonely, lonely, lon *4

Stephanie: Naho ly iha mamiko e !
Ka manahy iha , tena tià koa raho hanane zao,
Tsy ho hentsaka anao he raho baby
Na ombia , na ombia , na hiagnaïa , na hiagnaïa, valiko e!
Na lavitra anao ty foko , fitiavako anao mahe mitombo
Le môla ty aiko , môlamôla saiko.
Lafa iha tsy eo anilako eo
Eh … sanatria any aho ho leo
Forever, whenever, zay toeragna , mety ho hisy anao ,
(Ho ankeho foa zah )
Forever, whenever, tsy ho foagna koa fitiavako anao,
Sagnatrià zaho ,
hipetraka irery aho , irery aho , eh * 2
Shyn :Na ho ela na hoviàgna , hiegnako amy tany ty ,
Stephanie :An … Rah mbôla akeo zaho , anao tsy hijaly na fitia!
Stephanie et Shyn :Tsy hanahy na ino raha hatrehana e!
Fa aminao , aminao ty fiainako e!
Shyn , Stephanie :Forever, whenever, zay toeragna , mety ho hisy anao!
(Ho ankeo foagna zah )
Forever, whenever, tsy ho foagna koa fitiavako anao * 3
Sanatrià zaho ,
Hipetrako Lonely
Hipetraka Lonely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shyn
Vangy : 42018
Mpankafy : 5 Ankafizo
Nampiditra : Matiasy Le Seul
Daty : 03/10/2016 20:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842