Olo mahantra (Shayron)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa fantatrao ihany fa eny am ranon'anosy ny fasakoe
Efa hitanao ihany fa Zah anie mpitarika pousy no asako e
Nefa Enao dia misisika , misisika mba ho anjarako e
Tsy zakanao ny tantarako e Zah ne Olomijaly Zah anie Olomijaly tena Olomijaly Telo andro ah zay tsy nikaly
Tsy nikaly
Fa ny atoandro no miantoka ny alina e , am alina eTsy ho zakanao zany
REF:Hainao ihany Hainao ihany
Hainao ihany fa olomahantra e
Fantatrao zany e fantatrao zany e
Tsy ho zakanao zany
K'aza misisisi kaza misisisikaza misisisi sikamiko e x 2
Efa fantatrao ihany fa za anie kamboty tsy manankialofana e
Eny ambany tetezana za no matory tsy misy rakofana e
Reo vôlavo sy moka no mpiandry tanana no hany mba namako e
Reo no mba solony zanako e
Zah ne Olomijaly
Zah anie Olomijaly tena Olomijaly
Telo andro ah zay tsy nikaly
Tsy nikaly
Fa ny atoandro no miantoka ny alina e , am alina eTsy ho zakanao zany
REF :Hainao ihany Hainao ihany............
Mba nofinofiko hatramin zay ny ho lasa mpihira e ZERÔ ZERÔ
Fa niangarany vintana lasa mitsindroka ireo Zôridirae KAÔ KAÔ
Zah ne Olomijaly tena Olomijaly
Telo andro ah zay tsy nikaly
Tsy nikaly
Fa ny atoandro no miantoka ny alina e , am alina e
Tsy ho zakanao zany
REF :Hainao ihany Hainao ihany ...............................Eeeeeh
Dia zay kia
Ny olona sasany ary ne misy mteny hoe ADALA hono ah EE
Nefaaaa Zah tsy adala fa ny akanjoko fotsiny no maloto
Dia zay EEE
--------
Rohy:
Hevitra
Makkun ( 04/07/2017 17:58)
Mlay ny hirany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Shayron
Vangy : 2308
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Makkun
Daty : 10/06/2017 00:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.393