Fa tsy afaky (SHEYLAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manao azafady aminao lahy fa tsy afaky e !
Ny hiresaky lava aminao gny ananiky e !
Taloha aho ro mbo nentinao, kitsakitsahinao noveriverenao
Ila hinaniky zao aho, malilo mihitsy laha vao
Ka manoeuvre nao tsy mi-passe fa arako e !
Mody hanambitamby avy akeo mbo hanitsaky e
Taloha aho ro mbo niazonao, nanaovanaovanao zay tianao natao ô
Zaho lahy tsy tsatsinao koa fa tsy niaignao

(Fa filafila) Filafilanao isan'andro zay nanositry ahy
(Fa zaho tsy mila) Zaho tsy mila anao sasy f'zaho fà nahita ko ahy
('taonao tsy nahita) Atanao tsy nahita moa zaho
nokitsakitsahinao, niaritry avao fe, agny iha fa valiko mamarahy

Rengirenginao zay moa lahy natataonao maré
Zaho mbo niaritra aminao tao tsy nasianao antony e !
Ka izao hitanao lahy androany fa miaraka amin'olo ô
Izay avao ro taitry hifona fa hisolo
--------
Rohy:
Hevitra
dahfara ( 07/01/2015 11:49)
Tsara kosa io hira io an!
Tahaka ny mpihira azy ihany. !!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SHEYLAH
Vangy : 16359
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 02/06/2014 13:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.074