Ho tiavinao (Sesely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafana fo
Matanjaka ati-doha
Sondriana ery, variana
Satria fifaliana
Ny manatsara miha-vaovao
Izao tontolo izao
Hoy ianao: "Anao."

Izay ilainao, irinao, tianao
Voasariky ny tsikinao
Marisika ho tiavinao
Ho tiavinao
Ho tiavinao.



Tonony : Vahömbey
Feony: Sesely
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sesely
Vangy : 1010
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/07/2015 19:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717