'LAY FANAHY MPANDRESY (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Amin'izao fiainana izao
Ahitana fahoriana
Nefa ve tsaroanao
Ilay nihari-pijaliana?
Ka milaza aminao hoe:
Matokia hianareo
Fa Izaho efa nandresy
ilay satana voasesy

2-Ho anao izay ta handray
Ny fanomezan'ny Ray
Hery lehibe tokoa
Fa Fanahy manasoa
Omen'io fa tsy antery
Saingy izao Fanahy mahery
Fa Fahasoavana miavosa
satria tsy Fanahy osa

REf:
Manome toky fa (Ilay Fanahy Mpandresy)
Mampahery anao ka (ilay Fanahy Mpandresy)
indro omena anao izao (Ilay fanahy mpandresy)
Raiso ilay Fanahy mpandresy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY
Vangy : 1783
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jeremiar1
Daty : 03/05/2017 01:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1028