Vavaka (Sekoly Alahady Mpihira FJKM Anosisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay izay any an-danitra
Ho hamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Hatao anie ny sitraponao
Ety antany tahaka by an-danitra
Ary mamela ny helokay
Tahaky ny hamelanay
Izay meloka taminay
Aza mitondra fankampanahy
Fa manafaha anay amin'ny ratsy
Fa anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra mandrakizay
Amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mpihira FJKM Anosisoa
Vangy : 1139
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litah0
Daty : 03/10/2017 08:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073