Raha manadino (Sekoly Alahady Mpihira FJKM Anosisoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha manadino anao aho
Ry jerosalemako
Aoka kosa ny tanako ankavanana
MBA hanadino
Raha tsy mahatsiaro anao aho
Aoka kosa ny lelako
Hiraikitra amin'ny lanilaniko
Raha tsy jerosalemana
No hataoko ambony indrindra
Amin' ny fifaliako rehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sekoly Alahady Mpihira FJKM Anosisoa
Vangy : 1098
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litah0
Daty : 03/10/2017 08:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.082