TSY MENDRIKA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

Tompo be fitia no miantso anao hoe
Manatona ianareo,avy re mibebaha fa
Marobe tokoa ‘reo hadalan’efa vitanaao tety
Ka miantso anao ny Ray

Tompo ô ; tsy mendrika ny atao hoe zanakao aho
Tsy mendrika ny hidiranao ambany tafo-tranoko aho
Tsy mendrika ny hitsimpona ny latsaka
Amin’Tsiky dia ampyny latabatrao, kanefa Tompo ô!Ianao no niteny hoe

‘zay manatona ahy tsy ho laviko mihitsy
‘zany indrindra no iantsoko anao mba hibebaka anio izao
Tsy maintsy ateraky ny fanahy mantsy ianao
Vao hahazo  ‘lay fiainana mandrakizay

Tompo ô ! tsy mendrika izahay ! ou ………………….

A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 119
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:30:44
ID : 10455

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo