Tsy maintsy sedraina (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1-Ny fiainana antany no ndeha holazaina
Toa sarotra ihany,tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Sedraina avokoa, ‘reo olana  maro
Toa  sarotra vahana,mila tana-maro
Izany re tsy ilaozam-pahoriana koa

2-Ny fiainana an-tany no ndeha holazaina
Toa sarotra ihany,tsy misy antenaina
Voalaza fa ady re ny fiainana
Ny zava-miseho, tsy maintsy sedraina
Na mafy io na mora, mihatra aman’aitononkira.serasera.orgna
Izany re tsy hilaozam-pihafiana koa

REF:Toa mila tsy zaka zakaina
  Mampitomany , mampitaraina
  Ny fiainana  ve, tsy maintsy sedraina
  Raha toa ianao ka mbola te ho velon’aina
  Mitrakàha dia mitsangana miasà
   Raha Jesoa no hitantana anao
   Amin’izay ezaka ataonao
   Dia aza kivy ianao,na be taraina
   Ny ezaka atao tsy very maina
   Matokia , ny Tompo tsy handao anao



ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 101
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 09/03/2018 08:28:27
ID : 10425

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo