TSY HAMELA ANAO IRERY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1-Ny Tompo no efa niteny
Hoe : mankanesa aty amiko ianareo
Izay miasa fatratra
Ary koa mavesatr’entana
Dia manatona an’i Jesoa
Fa izy tokoa anie no hanome
Anao ‘reo fitsharana
Dia ho maivana ny zioganao
2-Ny Tompo no efa niteny
Hoe : mankanesa aty amiko ianareo
Izay manana olana
Tsiky dia ampyNa ‘reo zava-manahirana
Dia manatona an’i Jesoa
Fa izy tokoa anie no hanome
Anao ‘reo vahaolana
Dia voavaha tokoa ‘reo olanao
REF: Ny Tompo  tsy hamela anao irery
Ny Tompo tsy hamela hiady irery fa
Ny Tompo dia homba anao hatrany
Raha mahatoky Azy ianareo
                        A.HERY RAZANAKOTO








Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 91
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:18:43
ID : 10448

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo