TIAKO RAHA... (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1-Tiako raha Ianao Jesoa . No hanapaka ny fiainako
Ka izay rehetra omenao ahy.na ratsy na ny soa
Ekeko  avokoa
2-Tiako raha Ianao Jesoa .No hanjaka ato anatiko
Ka tsy izaho intsony noho velona;Fa Ianao Jesoa
No ao amiko
3-TiakoTsiky dia ampy raha Ianao Jesoa .No  hitantana ny diako
Amin’izay rehetra ataoko ety.Arovy aho Jesoa
Ho ambany elatrao
REF:
Satria Ianao no efa nekeko ,amin’ny alehako rehetra
Mba handamina ny lalako,ka dia mahatoky Anao aho Jesoa

A.Hery Razanakoto















Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 104
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:20:18
ID : 10449

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo