SAHIA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1- Sekoly alahady no anaran’entinay
    Ny teny masinao ry ray no ianaranay
    Mpianatra izahay ka sahy manambara
    tsy ho levona  mihintsy ireo filazantsara  


2-Jobily nijorona no ndeha ankalazaina
Tantara nolalovana  no ho tantaraina
Dia teny tsotra ihany no azonay tononkira.serasera.orglazaina
Hianatra baiboly raha mbola velon’aina


Ref: Koa sahia ankehitriny hijoro ho iraka
        Hanantanteraka ny asa tsy hisy hifanilaka
        Ndeha hanao mpianatra ny firenena rehetra
        fa velona sy mahery ny teninao ry ray zay tsy misy fetra



                       A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 124
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:31:19
ID : 10456

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo