Raha mbola hisy (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny fanantenako
   Fanantenana , hanantenako Anao
   F’hitantana amin’ny ezaka atao

2-Raha mbola hisy, Raha mbola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny finoako Anao.
   Dia ilay finoana, hitokiako Anao
   F’hiaro ahy amin’ny fiainana.

3-Raha mbola hisy, Raha mbtononkira.serasera.orgola hisy koa ny farany
   Dia tsy foana ny fitiavako Anao.
   Dia ilay fitia ‘zay hitiavako Anao
   F’hanompo Anao aho,ary ho mandrakizay.


REF :F’ilay Jesoa anie tsy mba mahafoy anao
        Ankino aminy ‘zay rehetra ataonao
        Fa izy irery ihany anie no azonao antenaina
        Ilay tsy miova anio ary ho mandrakizay.

     A. Hery RAZANAKOTO


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 156
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 09/03/2018 08:29:57
ID : 10423

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo