NY MAHASOA ALOHA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1-Toa mihazakazaka éry izato ianao
   Manao ny fomba  fanaon’izao tontolo izao
   Mijanona kely aloha. Dia diniho izay rehetra natao
   Moa ve ? Mendrika  tokoa ny Anaran’ny Ray


2-Toa mihazakazaka  éry izato ianao
   Manao ireo fitafy zay tsy mendrika anao
   Mijanona kely aloha. Dia dinihTsiky dia ampyo  izato fitafinao
   Moa ve ? Mendrika tokoa ny Anaran’ny Ray.

REF :

   Ny zavatra rehetra anie dia azo atao avokoa
   Saingy tsy izy rehetra dia hary hahasoa
   Koa  diniho ny zavatra atao,
   Kendreo re zay rehetra hahasoa anao
   Fa ny mahasoa no tokony hatao
   Vao ny mahafinaritra.


A.Hery Razanakoto











Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 159
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:34:04
ID : 10458

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo