NY HANGATAHINAY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

Tompo ô ! ny angatahinay aminao
Mba arovy izahay
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Ambino re raha toa ka sitrakao

Mba omeo anay ry Ray
Ny saina mahay mitadidy
Ireo rehetra izay nianaranay
Ka ataovy mba hahay hahatoky Anatononkira.serasera.orgo
Jesoa hiradi-dalana.

Tsy miafina Aminao fa niezaka izahay
Nandritra ny fotoana izay nianaranay
Ka omeo anay ny fahaizana mandamina
Mba ho entinay miady
Raha hiatrika izao fanandinana izao
Mba ho mpandresy tahaka Anao.

A.Hery Razanakoto (Mai 2015)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 159
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:40:33
ID : 10462

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo