MINOA AN'I JESOA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

Trotraky ny ady ve ianao ? Ady maro sesehena
Adin-tsaina tsy hay fefena. Adim-pahany tsy laitra iainana
Aza kivy  fa mitrakàha. Ô ! antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’I Jesoa dia mangataha. Fa ny olanao rehetra dia hitononkira.serasera.orgvaha

Fantatrao  ve fa ilay Jesoa. Mora azonao antsoina
Raha tojo faharesena Fandresena no tanjona kendrena
Aza kivy  fa mitrakàha. Ô ! antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’I Jesoa dia mangataha. Fa ny olanao rehetra dia hivaha

A.Hery RAZANAKOTO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 56
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:17:07
ID : 10447

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo