Mandehana (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

Mandehana, mandehana ianao.
Dia eny mbola malaina
Mamafazà, mamafazà  voa .
Sao mba hisy antenaina

1-Afafazonao avokoa .
Ireo tsara hanananao
Fa ho mamy hatrany anie ,
Izay rehetra ataonao.

2-Mazotoa amin'ny asa itononkira.serasera.orgzay
Fanompoana ny Tompo
Fa tsy ho very maina anie
'zay nikelezanao aina


  Koa mandehàna ary ianao
  Amin’izao tontolo izao
Ataovy mpianatro ny firenena
Torio ho ren’ny tany,ho ren’ny lanitra fa
Maty Jesoa noho ianao

A. Hery RAZANAKOTO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 160
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 09/03/2018 08:27:36
ID : 10422

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo