LAZAIKO AMINAREO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

REF:
Lazaiko aminareo marina tokoa e!
Fa izay rehetra antaonareo
Tamin'ireo madinika ireo
No nataonareo tamiko.

1- Noana aho nomenareo sakafo
    Narary aho dia notsamboinareo
   Tsy nanana dTsiky dia ampyia novonjenareo
   Nigadra aho dia novanginareo

2-Nangetaheta aho nomenao rano
   Nivahiny aho dia novohanao trano
   Tsy nanana aho dia  notafinareo
   Raha lavo aho dia nobatainareo


               A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 88
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 13/03/2018 10:17:11
ID : 10437

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo