LALANA TOKANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

Jesoa tia ! Ianao no voalaza fa
Làlana sy fahamarianana
Ary fiainana ho anay tokoa
Tsy misy olona ‘zay
Mankany any amin’ny Ray
Raha tsy amin’ny alalanao.

1)Raha te hahita ny Ray dia làlana tokana
Làlana tokoa ihany no azo aleha
Na lavitra io na akatononkira.serasera.orgiky, na fiakaram-be
Tsy misy safidy io fa io no tsy maintsy alehanao


2)Jesoa kristy tokoa no ‘lay làlana tokana
Fa sandoka avokoa raha ny ankotr’izay
Koa minoa an’I Jesoa ho Tompo Mpamonjy anao
Dia azonao antoka ‘lay fiana-mandrakizay.


         A.Hery Razanakoto( Juin 2015

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 181
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:41:37
ID : 10463

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo