HOTAHIANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

REF:
Raha mihaino tsara ka mitandrina
Sy hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia ho tonga aminao sy ho azonao
Ireo fitahiana rehetra raha mihaino ianao

1- Hotahiana ianao eo an-tanana re
    Hotahiana koa eny an-tsaha
    Hotahiana koa ny ateraky ny kibonao
    Ny vokatry ny tany  sy ny ateraky ny biby fiompinao
    Hotahiana re !

2-Tsiky dia ampyHotahiana koa ianao raha miditra
   Hotahiana koa raha mivoaka
   Hotahiana koa ny ateraky ny ombinao
   Hotahiana ny haronao  sy ny vilia fanaova-mofonao
   Hotahiana re !

Raha tsy mihaino tsara ka tsy mitandrina
Sy tsy hanaraka ny didiny rehetra ianao
Dia hivadika ho hozona avokoa anie
Ireo fitahiana 'zay nomeny anao

                    A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 90
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 13/03/2018 10:16:59
ID : 10438

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo