HO ANAO IZAY MBOLA VARIANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

He maty tokoa re jesoa
Ho fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka  
Nitsangana tamin’ny maty
Voavidiny tamin’n y ràny
Ny fahotana rehetra
Ka ahazo’lay fiainana mandrakizay

Ho anao ‘zayTsiky dia ampy mbola variana
Miomana fa sao tratra aoriana
Ho avy anie ‘lay jasoa Kristy
Hanangona antsika ‘zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia mba miomàna hatrany
Ho avy tokoa ‘lay jesoa
Handray anao


          A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 120
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:27:49
ID : 10453

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo