DERAINA IANAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1 – Mamiko tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
‘zany anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho an’izao tontolo izao


2 – Mamiko tokoa Jesoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena TTsiky dia ampyompo ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho tena tsara avokoa


Raha misy ny dera, raha misy ny haja
Iza no ho mendrika hotolorana izany
Asandratray ny hoby, haleloia feno haja
Ho Anao ry Tompo, telo izay iray


Tonony : ANDRIAMBOLOLONIAINA Evariste
Feony      : A.Hery RAZANAKOTO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 190
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:38:04
ID : 10460

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo