Atolotray (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1.Efa impiry moa aho Jesoa,
no nantsoinao mba hanompo  Anao
Nefa toa variana tsy mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka hifonako Aminao, ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana mba sasaonao e! amin’ny rànao soa

2.Tompo mahery Ianao ,
Ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa fanompoana atao e!,
mba tsy hosolaftononkira.serasera.orgaka ny dia
Ianao  no kapiteninay,
tsy hanatahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e!,
horesenay mora foana.

Ray ô! Atolotray  Anao anio izao,
ireo rehetra nomenao anay
Mba hiderana ny Anarano ry Ray
Izao no voady  ataonay anio ry Ray,
tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
fa hanompo Anao mandrakizay


            A. Hery RAZANAKOTO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 140
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 09/03/2018 08:29:39
ID : 10427

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo