Asehoy (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1.Asehoy  mba ho hitan’ny  rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay fitiavana
Anehoanao ilay tarigetra
Mba hanao ny soa hoan’ny olona rehetra re

2.Asehoy  mba ho hitan’ny  rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay fitserana
Ahafahanao manampy ts’isy fetra
Ireo namanao toa milaza fa sahirana

3.Asehoy  mbatononkira.serasera.org ho hitan’ny  rehetra
Fa ao anatinao tokoa, ilay finiavana
Hanome ny soa tsy handoavan-ketra
Hanome tokoa zay rehetra azo omena re

REF : Aza mamihina ny soa
         Amin’izay tokony omena azy
          Raha azon’ny tananao atao ihany ô!
          Tsy hiandrasam-baliny, sanatria re izany.

    A.Hery Razanakoto
  




Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 182
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 09/03/2018 08:29:24
ID : 10424

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo