AMBARANAY (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1- Tompo tia ;Tompo tia
Ny teninay ianaranay
No hotorinay’ zao!
Teny soa;mahasoa
Ambaranay ho ren’izao
Tontolo izao jesoa

2- Tompo tia ;Tompo tia
Ny teninay ianaranay
No hotorinay’ zao!
Ambaranay ho ren’izao
Tontolo izao ftononkira.serasera.orgianao jesoa
Lay zabaky ny Ray


Ref:
Ny teni-masinao tokoa ry Ray
Tsy ho levona mandrakizay
Na dia torana aza dia tsy ho levona
Ambaranay tokoa anio ry Ray
Fa vonona hitory anao zahay
Na inona hidona na inona hitranga




                   A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 70
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:21:42
ID : 10450

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo