SOARY (Sareraka)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : Sareraka
Mpamaky : 1477
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 30/05/2006 16:58:41
ID : 3683

Imprimer Facebook Facebook
1-Dadanareo  kay bôdega
vadin-dramamanareo ra- zandary o
sipan-droky fahiny marasily
dadabenareo aza  penitansiera retirety
dadatoanareo  polisy amperin’asa
nenifaranareo avocat  jeneraly
dadafaranareo prezida tiribinaly
sasantsasany  aminareo DGID
ny anakavin-dreninareo police secret
ny anakavinareo kay prà
valilahinareo deputé
zokibenareo HCC
razam-benareo PADESMA
vetivety ianareo AREMA
vetivety ianareo UNDD
havam-benareo ny LEADER

Soary a Soary a(4)
saika hampiakatra androky  aho t@ volana ho avy iny
ahemotra indray ankehitriny o
Soary a Soary a(4)
mararirary ery ny aiko mieritreritra
fa ahemotra indray ilay raharaha o


2-efa mbà nitady asa ihany anie aho  e
teny @ INSPECTION DE TRAVAIL
nanantona ny tranombarotra ROSO ,COTONA, SOTEMA ,BATA ,COROI ,SEVIMA, JIRAMA ,SOLIMA ,SINPA tsy nisy nandray ahy SOCIMEX , SOREX
zay rehetra tao aza  voaroaka daholo

Soary a Soary a(4)
saika  hampiakatra androky aho t@ volana ambony
ahemotra indray ilay raharaha o
Soary a Soary a(4)
mararirary ery ny aiko mieritreritra fa ahemotra indray ilay raharaha o

3-dia voatery hiverina @ asako taloha aza aho
hivarotra toaka gasy aho Soary  
hanao livraison na rongony
hivarotra paraky gasy aho Soary
ny atahorako mafy dia ity dia ity satria satria
sao trano tsy mifàfa ohatrohatra
na vilia tsy voasasa tahak’izany
asan’andevo tsotra izao ra Soary
dia asainao ataoko ataoko foana
raha manda sy mamaly aho Soary
dia atoronao dadanareo  bodega
Soary a Soary a (4)
izao adiady madinidika ao an-trano andeha hidiran’angano
sarotsarotra  ny miaina ao ANKAZONDRANO
Soary a Soary a (4)
mararirary ery  ny aiko mieritreritra fa ahemotra indray ilay raharaha o

Soary a(2) Soary o...
ny aiko e marary marary e
Soary a(2) Soary o
marary aho marary a...

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo