vao matingy (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ni-cross vao matingy aho omaly (ôôô)
Mailamailaka fa hamonjy anao
Miramirana sady falifaly,
Faly ery ny fo, tsiky ery ny loha mieritreritr’an izany

Ref:
Ny antsika roa maintsy
Ilay vao masilin’iny ihany
Amin’iny ianao no mety
Amin’iny no mifety
Raha vao taratara mantsy ôô
Raha vao soir²
Lasa resaky ny valaka
Ny tsain efa raraka
Ny tary efa katry

Nitapô t@ lerony aho androany dia efa kôpy ianao
Nolaingako kely fa tsy kwa izany
Lainga masina io efa kobonao
Tsy miala ilany izany aho ry zalahy
Fa misy miandry ka tsy maintsy mi-paha
Ity misy kely raha hampiana ny sôraha
Miala tsiny e!
Miala tsiny aho moa leisy copains
Tsy fika nôfa na koa hoe refrain
Mi-replay hoa rehefa milamina ny tsain
Fa manao tsy salamala kely izy ao
Ref:
Ny antsika roa maintsy
Ilay vao masilin’iny ihany
……………
Ka ilay @ manaraka
Sao tsy ampy fanaraka
Fa izaho tsy mahatanty
Efa ianao no nekeko
Sady ianao no reveko
Dia tsy maintsy ianao no bipeko
Miala tsiny aho raha mamba
Fa ianao tsy hita lava
Nefa kobonao ihany

Izay ilay revintsika roa iny e!
Izay ilay mety amintsika roa iny e!
Kopy ianao
Mirevy ianao
Tiako ianao
Milay ianao
MANKALAZA ANAO IZAHO Ô !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 6383
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 07/10/2013 18:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725