Takaka (Samoela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv : Oh! Fay!
Io fa midanaka i Takaka Takaka
Fay Fay ’ndray
’Zay ’ndray oh!

Any an-danitra any no fonenako
Eto ’nefa izaho falifaly ery
Tsy te hody izany aho raha vao mahita an-dry
sambatra ery fa fo mifankatia

Fiv : Oh Fay...
Na ny fiakaran’ny lôdsy
Na ny fiakaran’ny zavokà
Na fiakaran’ny raozy dia
Na fiakaran’ny dalhia
Isika sy ianao ’zao no metimety
Navadiko hatramin’ny kasikety
Dokakadokaka i Ngahibesola
F’isika midola na ts’isy vola

Fiv : Oh Fay...

Kevokevoka eo(im-betsaka) io
Serintseriny eo, miedinedina eo
Mbô nahazaka an’i Rosalie
Dia mitoraka saliiiiih!

Fiv : Oh Fay...

Ho lafatra tokoa ny ety an-tany
Raha ’sika roa mifankatia hatrany
De ny ranomasina no valam-parihy
Paradisa an-tany
Fa "jolie" "jolie"
Oh fay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Samoela
Vangy : 4809
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 08/11/2001 19:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115